"Miambena ary mivavaha"

Eto raha haka ny application
Vavaka

Md Lioka 11,2-4

Raha mivavaka hianareo, manaova hoe : Ray รด, hohamasinina anie ny anaranao. Ho tonga anie ny fanjakanao. Omeo anay anio ny hanina ilainay isan'andro. Avelao ny fahotanay, fa izahay koa mamela izay rehetra nanao ratsy taminay. Ary aza avelanao ho resin'ny fitaoman-dratsy izahay.




Ny application android "Vavaka"